Ny Clinique Médico-Chirurgicale de Tanjombato dia misahana izay rehetra mety ho fitarafana (radiologie ostéo-articulaire - radiologie digestive - radiologie gynécologique : hystérographie, mammographie - radiologie vasculaire : phlébographie, lymphographie, ...) sy ny echographie (echographie sy echo-doppler).
Ny mammographie dia fitarafana hitiliana ny aretin'ny nono sy ny homamiadana eo amin'ny nono.
Ny sary faha 1,2,3 dia ohatra amin'izany.
Jereo ny sary faha 4.
Fitiliana madio izy io ary matetika mahasolo ny fitarafana toy ny artériographie sy ny phlébographie. Ny sary faha 5 dia mampiseho ohatra iray.
Ny sary faha 6 sy faha 7 dia mampiseho ny maha zava-dehibe ny Echo Doppler eo anatrehan'ny aretina toy ny artériopathie.